HO TIA ANAO
Na maro aza ireny
Nisodisody teny
Aza miahiahy
F’izaho tsy hivadika
’Reo fakam-panahy
Nikasa hisarika ahy
Tsy ahoako ireo
F’ianao efa eo
Ho tia anao tsy hanary anao e aho
Izay rehetra hatao dia foiko ho anao tokoa
Ho anao irery
Tsy nisy an-tery
Ho tia anao tsy hanary anao e aho
Izay rehetra hatao dia foiko ho anao tokoa
Ho anao irery
Tsy nisy an-tery
Fa fitiavana ka ...
Na maro aza ireny
Nisodisody teny
Aza miahiahy
F’izaho tsy hivadika
’Reo fakam-panahy
Nikasa hisarika ahy
Tsy ahoako ireo
F’ianao no efa eo
Na maro aza ireny
Nisodisody teny
Aza miahiahy
F’izaho tsy hivadika
Ho tia anao tsy hanary anao e aho
Izay rehetra hatao dia foiko ho anao tokoa
Ho anao irery
Tsy nisy an-tery
Ho tia anao tsy hanary anao e aho
Izay rehetra hatao dia foiko ho anao tokoa
Ho anao irery
Tsy nisy an-tery
Fa fitiavana ka ...
Na maro aza ireny
Nisodisody teny
Aza miahiahy
F’izaho tsy hivadika
...
Na maro aza ireny
Nisodisody teny
Aza miahiahy
F’izaho tsy hivadika
’Reo fakam-panahy
Nikasa hisarika ahy
Tsy ahoako ireo
F’ianao no efa eo
...
Aza miahiahy
F’izaho tsy hivadika
DO RAJHONSON