Gasikara
Antsoiko any ireo tsy mahalala a,
Vazo iray, dia gasy tsara e,
Zovy moa aho no tsy hanambara.
Mamiko anie, Gasikara e.
Sahy milaza aho tsy hisalasala e!
Nosy kanto ange ity Gasikara e!
Lozanao , mandoro ny ala e!
Tsy mitsinjo izay any am-para e!
Eny ho’aho , eny ho’aho
Eny ho’aho, eny ho’aho!
Humm!Humm!
Eny ho’aho , eny ho’aho
Eny ho’aho, eny ho’aho!
!
Ref:
E, Gasikara io e,
Koloy mba ho lova tsara.
Fa na mbola tara aza e,
Samy tsy foiko ilay Gasikara.
E, Gasy tsara io e,
Kaloy , f’izay no hanambara.
Fa na mbola tara aza e,
Ao ireo haren-tsaina ary koa ireo ara.
(X2)
Do Rajhonson