Moa noheinoinao ilay ao am-poko ao?
Sa nodianao tsy re, fizaho nanome
Nitia mangina anao.
Moa nohenoinao ilay ao am-poko ao?
Sa nodianao tsy re f’izaho nanome
Nitia mangina anao.
Ity re ny foko omeko anao
Tsy hoe sanatria kilalao
Valio fitia re raha azo atao
Afoiko ho anao ho toky sy hifampitantana.