4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hivaly aminao - Odyai

Itanao ma baby eh! tena tia anao
dé vomaika nararaotinao izany
'lay fitia 'zay niriako hoe ho doria
nefa indrisy ty toa rava ihany

Ka mbola hivaly aminao re ny tsy nety, tsy nety
malama 'né ny lalanao
ka hitamberina ao an-dohanao ireo vit'eny , vit'eny
ka ho avy ianao hitady ahy

Mbola ho avy ny andro hatsiarovanao ahy
mbola ho avy ny andro hitadiavanao ahy
Mbola ho avy ny andro hatsiarovanao ahy
mbola ho avy ny andro hitadiavanao ahy
(Mbola ho avy ny andro)*4

'fony zah nilaza aminao mijaly
alahelo, ranomaso, tomany
dé sahinao tokoa ve ny nandao ahy baby

Ka mbola hivaly aminao re ny tsy nety, tsy nety
malama 'né ny lalanao
ka hitamberina ao an-dohanao ireo vit'eny , vit'eny
ka ho avy ianao hitady ahy

Mbola ho avy ny andro hatsiarovanao ahy
mbola ho avy ny andro hitadiavanao ahy
Mbola ho avy ny andro hatsiarovanao ahy
mbola ho avy ny andro hitadiavanao ahy
(Mbola ho avy ny andro)*4

ka mbola ho avy!! eeh..........

Ka mbola hivaly aminao re ny tsy nety, tsy nety
malama 'né ny lalanao
ka hitamberina ao an-dohanao ireo vit'eny , vit'eny
ka ho avy ianao hitady ahy

Mbola ho avy ny andro hatsiarovanao ahy
mbola ho avy ny andro hitadiavanao ahy
Mbola ho avy ny andro hatsiarovanao ahy
mbola ho avy ny andro hitadiavanao ahy
(Mbola ho avy ny andro)*4

#Andrianina Rasolomanana

Partager hivaly aminao

Commenter hivaly aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Odyai