4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandehana - Odyai

'Zaho tsy hitana anao...
Raha fitiavana no ilaina
hatramizay nomeko
anao nefa indrisy !!!
an! an!
'Zaho nanantena ho mandrakizay
nefa toa tantara sisa
an! an!
Efa nampoiziko iny
tany am-piandohana
fa ianao tsy ahavita izany
ka ankehitriny ianao
milaza ny hoe
andao satria nahita ny ho any...

Efa zatra natositosikao,
zanak'olona efa zatra mijaly
Nitsahanao dia potipotika aho
Lay fiainako iny lasa tomany

Ka mandehana ianao,
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Mandehana ianao
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Ka mandehana ianao,
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Zaho tsy hitana anao

Efa hitako ilay soloko...
alahelo no nameno ny fo
nefa tsy ataoko
ampiasa saina izany...
Tsy ataoko amakiana loha...
Mbola ho avy ny anjarako any
'Zaho manantena foana e !!!
Ka izy no hamafa ireo tomany
Raha ho avy ny fotoana e !!!

Efa zatra natositosikao,
zanak'olona efa zatra mijaly
Nitsahanao dia potipotika aho
Lay fiainako iny lasa tomany

Ka mandehana ianao,
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Mandehana ianao
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Mandehana ianao
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
Hatramizay toa kilalao
Mandehana ianao
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
Hatramizay toa kilalao

Efa rano raraka iny tsy azo raofina
fa very amin'ny tany
(ouh , ouh)
Dia veloma mampamangy,
mirary soa any aminy any...

Efa zatra natositosikao,
zanak'olona efa zatra mijaly
Nitsahanao dia potipotika aho
Lay fiainako iny lasa tomany

Ka mandehana ianao,
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Mandehana ianao
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Ka mandehana ianao,
'zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana ny antsika
hatramizay toa kilalao
Zaho tsy hitana anao

Partager mandehana

Commenter mandehana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Odyai