4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na dia lavitra - Rossy

na dia lavitra sy feno fandrika aza

ny lalana mandeha mankany

tsy maintsy ho tody tsy maintsy ho avy aho

fa manina anao aho izany e



satria ny fitia manjohy

manaraka anao eny ihany

izay tia tena tia

tsy mahalala elanelan-tany

Partager na dia lavitra

Commenter na dia lavitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite