4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao irery - Simon Randria



Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao

Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao

Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao

Raha nibanjina ahy ireo masonao



Fa ianao irery no tiako eto an-tany

Fa ianao irery no tiako ho doria



Ka ny hiran’ny fitia no ho kaloiko ho anao

Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao

Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia

Ka ho lalana iray no hizorana ho doria



Fa ianao irery no tiako eto an-tany

Fa ianao irery no tiako ho doria

Partager ianao irery

Commenter ianao irery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Simon Randria