4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mitsangana ianao - Simon Randria

Maika dia maika ianao

F’handeha ho aiza

Nefa ny lalanao dia tena mideza

Bolisatry ny vato iray

Ny tongotrao

Ka potraka sy lavo teo ianao



Refrain

Mitsangana ianao

Tohizo ny lalanao

Mitsangana ianao

Tohizo ny lalanao



Tsy vitan’izany fa nikodia ianao

Kiaka sy naratra

Ireo lohalikao

Nikiakiaka mafy ianao

Fa tena nijaly

Niantso vonjy mafy

Nefa ny ako no mamaly



Refrain

Mitsangana ianao

Tohizo ny lalanao

Mitsangana ianao

Tohizo ny lalanao

Partager mitsangana ianao

Commenter mitsangana ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Simon Randria