4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inay - Tsiakoraka

Inay aho vorona iray

Rehefa te andeha aho mikopaka dia izay

Tsy tana aho tsy misy hafehy

Fa eny ambony eny aho dia afa-mihomehy



Inay aho zavona maraina

Rehefa mahamay ny masoandro

Mila handoro ny aina tsy ho hita aho

Tsy ho tazana aho f’efa dify aho





Inay aho zazakely ihany

Rehefa noana irery aho

Izay vao mitomany

Dia zaza aho , tena mbola adala aho

Tsy mba nahita akory, satria tsy nahalala



Tsy izany aho fa olona miaina

miloloha lanitra

Raha ory aho mahay mitaraina

Rehefa faly aho mahay mihomehy

Dia mihira aho



La la  la

Partager inay

Commenter inay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsiakoraka