4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mason'ny alina - Tsiakoraka

Ny andro no nandalo f’izao no niaritra,

Nimbanjina ny fara-vodilanitra,

Niandry ny hariva ,

Ny masoandro iva,

     Ny alina no tonga fa izaho efa lasana,

     Lasa lavitra tsy hita hoandrasana,

     Nitety tany hafa,

     Tsy hitan’olon-kafa,

    

     Embona ela elan’elan-tany

     Olontiana honofisi(na) mamy,

     Mamy iiii

     Heim heim heim (2)



Fa ilay taratrao manga fijery,

Mason’ny alina namana mahery,

No niantso nitaona nitondra mba ho eny,

Vetsovetso no alefa sesilany,

      Hiampita any ambadika any,

      Any iiii

      Heim heim

      Heim heim

Partager mason'ny alina

Commenter mason'ny alina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsiakoraka