4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanahy - Kiaka

Tsy lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona
Amin’ny zava-boary manodidina

Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny aina
Fanahy no atokisana fa hiaina mandrakizay

Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa ihany fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao

Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra

Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra

Partager fanahy

Commenter fanahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite