4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maroaty - Iraimbilanja

Hanavaly te hinana akanga ’ty Ragnavavy

Nandiatany dra olo maola, mangneto any i Maroaty

Nifagneky nifagnaboatra dra alahy gny takao

Nalehiko zanany ampela valiny samy nahazo



Misaotra an’i Maroaty aho endre

Misaotra an’i Maroaty

Afaka aho voky akanga lasake aho e



Na fa avy ny vahiny vilin’akanga

Sahira ty Ragnavavy fa zaza ampela

Da nandre mbo nisinjaka tsy vany i Maroaty

Fa nahazo zaza ampela, nahazo valy



Diaso eky i Maroaty, e diaso fa mbo zaza io

Valiko, valy vilin’akangako



No fa be gny figneza, da avy i Maroaty

Angala ny vidin’akanga a eza sasy

Nilefa eran-tana hatragnaty ala

Fa malaina an’i Maroaty hamono tena



Malaina an’i Maroaty aho endre

Malaina an’i Maroaty

Nao Maroaty malaina anao ny zanako  

Partager maroaty

Commenter maroaty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite