4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misasak'alimbe - Iraimbilanja

Misasak’alimbe fahiny fahizay

Dia tonga an-tany re ny zanaky ny Ray

Jereonareo ange an-tranon’omby ao

Fa zazakely re no indro teraka ao

Jereonareo ange an-tranon’omby ao

Fa zazakely re no indro teraka ao



Misasak’alimbe fahiny fahizay

Ireo mpiandry ondry marobe tafaradia indray

Jerenareo ange an-tranon’omby ao

Fa zazakely re no indro teraka ao



Anjarantsika indray no hampatsiahy indray

Ny sasak’alimbe fahiny fahizay

Jerenareo ange an-tranon’omby ao

Fa zazakely re no indro teraka ao

Partager misasak'alimbe

Commenter misasak'alimbe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite