4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mizora - Iraimbilanja

Na izaho  na ianao

Nifankatia natao hoe ho mandrakizay

Teo aloha isika roa

Iray ny saina iray koa ny fo

Olon-droa samy manana zo

Ny andraikitra tsy hitovy avokoa

Sendra sampanana nizara ny lalana

Mizora aza miandry ahy

Mizora soava tsara



Lalanan’ny fiainana izany

Hoy ianao tamiko nitomany

Nandramantsika ny namerina izany

F’ilay fitiavanao nankararirary ahy

F’ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy



Fa nahoana hoy izaho nanontany

Fa nahoana no tsy nisy namaly

Miankavia miankavanana

Mitady izay ho lalana

Miandry ilay (2) ho solonao



Zory ny lalanao

Partager mizora

Commenter mizora

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite