4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mozika - Iraimbilanja

Mozika indray no ndeha atao

Vonona ve ianao?

Aponga lava sy lokanga

Miaraka amin’ny gitara beso iray

Efa nentiko ao

Ahorony ireo boky

Antsoy koa ireo namanao

Hiaraka aminay



Mozika indray no ndeha atao

Ka raiso ny gitaranao

Ireo sorisory handao

Venteso mafy ilay hira fanao

Partager mozika

Commenter mozika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite