4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpangataka - Iraimbilanja

Nandondona tao an-tranonao io maraina io

Tsy nahita n’iza n’iza mba ho anontaniana

Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hifoha

Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hiakatra



Réf :

Nandalo teto aho

Niandry anao aho

Raha toa ka lany

Ny tao ambilany

Tsipazo vola re

Raha sitrakao

Fa ny vavaka atao

Asandratra indray ho anao



Nody mandry hono ny feo re ny momba anao

Pika fotsy fehiny iray no natolotro ho anao

Tsy voavaly avokoa ireo soa vitanao

Tsy voavaly avokoa ireo soa izay natao

Partager mpangataka

Commenter mpangataka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite