4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rindrin'efatra - Iraimbilanja

Maizina sady mangatsiaka ireo rindrin’efatro

Tsy miteny sady tsy mamaly ireo tafo sy gorodoko  (2)



Soa fa nisy varavarankely

Ahazoako mijery

Soa misy varavarambe

Ahazoako mivoaka sy mandeha  (2)



Tranon-kala no mandravaka ireo tolanako

Lavaka fieren-kadradraka no mba fananako

Maizina sady ...

Partager rindrin'efatra

Commenter rindrin'efatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite