4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tao an-tsekoly - Iraimbilanja

Nisy foana ny fotoana

Ifanenantsika isan’andro

Tao an-tsekoly

Lay mpampianatra anakiray

Tsaroako tsara izy izay

Nalaza nasiaka



Isika rehetra aza moa nihomehy avokoa

Raha mba nisy hafa voatendry ho eny aloha

Lay mpampianatra nilaza fa hoe

Tsy mahay allez mandohalika ela be



Nisy foana ny fotoana

Ifanentsika isan’andro

Tao an-tsekoly

Ny entimody zara fa vita

Naleontsika rehetra naditra

Nifananihany



Isika rehetra aza moa nanganohano avokoa

Rehefa tonga ny andro fialan-tsasatra

Ny iray kilasy no niredona hoe

Veloma ianao ry Ramose masiaka be

Partager tao an-tsekoly

Commenter tao an-tsekoly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite