4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy eo ianao - Iraimbilanja

Toa mangina ny eto tsy eo ianao

Toa mampisentosento tsy eo ianao

Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao

Ny alina mangatsiaka lasa ianao



Lasa ianao tsy niteny na ho aiza

Izaho izao mahandro vary sy mitaiza

Malahelo anao anao

Mikorontana ny trano tsy eo ianao

Vaky ho azy ny lovia aminao

Malahelo anao anao



Toa mangina ny eto...



Mikorontana ny trano tsy eo ianao

Vaky ho azy ny lovia aminao

Malahelo anao anao

Tsisy intsony ireo dina izay fanao

Zary moana ny trano tsy eo ianao

Malahelo anao anao

Partager tsy eo ianao

Commenter tsy eo ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite