4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy kamo - Iraimbilanja

Lasa ialahy mivoaka ny trano

Raha tsy te hahita angano

Tsy mba malaina, mifoha vao maraina

Ka tsy mody raha tsy alina indray



Tsy ny hatsiaka, na ny andro ratsy

No hitondra ho anao ireo vatsy

Manketsy sy eroa mila ho vaky ny loha

Mitady vola tsy zavatra mora

Mandeha miavotena

Mikandra eny an-tsena

Fialan-tsasatra tsy azo ekena

Ny kibo noana, sy fanahy babangoana

No hiainana mandava-taona



Lasa ialahy mivoaka ny trano

..........................................

Partager tsy kamo

Commenter tsy kamo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite