4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jejojejo ry jiolahy - Jobily Weber

jejojejo ry jiolahy, jejojejo ry jiolahy

fa nahazaka joba manja be

jejojejo ry jiolahy, jejojejo ry jiolahy

hikasa hanao mariazy amin’ny mois de juillet



ny anaranao atao anarany

hitsangan’ilay fitia

hitambatra lalandava izato ianareo

hiaza fiainana vaovao iray

mba hifananatra mandrakizay



ny anjaranao natao anjarany

fitambarana natolotry ny Ray

hiara-dia lalamdava izaho sy ianao

ianao ilay niriko hatrizay

misaotra anao Jeso

hambino izahay



izaho tsy hamela anao mihintsy

fa hiaraka mandrakizay

tsy hamela anao irery izany

izaho tsy hijery hafa intsony

fa hijanona aminao

hamorona fiainana vaovao

Partager jejojejo ry jiolahy

Commenter jejojejo ry jiolahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber