4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Masoandro - Jobily Weber

Vao mazava ilay masoandro

hieritreritra hiasa indray

hitetitety ireo tanana

nandalovako isan’andro

Ray o! omeo hery izahay

hanantanteraka ireo adidy

Ray o! vohizo izahay

mba hazoto hifoha vao maraina



izay olombelona velona eto an-tany

hiezaka miasa mampidim-bola ao an-trano

mananatra fomba tsara an’ireo ankizy

fahasalamana atao ambony



mivezivezy mitady

fahasambarana vao maraina

hitsinjo soa an’ireo ankizy

Ray o! omeo hery izahay

hitsinjo soa an’ireo adidy

Partager masoandro

Commenter masoandro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber