4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola mahatsiaro - Odyai

Ho avy aho ny ho any
f'efa ela loatra izay
tsy niaonan-tsika roa
my Baby!eh..!
ho avy ny androany satria
tsy andriko intsony
fa maika ny ahita an-dri
Mbola mahatsiaro
tsy afaka ao an-dohako
ao ilay fitia
mbola mahatsiaro
zany angamba oa
my Baby tena tyyy
Ka na tody tsora-pahavaratra ikija
tsy ataoko an-kivy izany
fa ianao no anton-dihy
raha sendra oe maizina ka
tratra ariva aza manahy
fa mbola ho avy aho satria

Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e

Tsy maintsy tonga any aho
an-dalana efa ho avy
raha ny ao am-poko ao
oa no lazaina de tsy ho tanty
ireo adin-tsaina izay namaky ny loha
ianao tsy anilako eo no makarary ny fo e e
Mbola mahatsiaro
tsy afaka ao an-dohako
ao ilay fitia
mbola mahatsiaro
zany angamba oa
my Baby tena tyyy
ka raha tody tsora-pahavatra ikija
tsy ataoko an-kivy izany
fa ianao no anton-dihy
raha sendra oe maizina ka tratra ariva
aza manahy fa mbola ho avy aho satria

Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e

Ka ity tonga lay aandro
ahitako anao indray
faly ny fo ravo ihany koa
satria ianao no tonga anilako eo

Mbola mahatsiaro
tsy afaka ao an-dohako ao ilay fitia
mbola mahatsiaro
zany angamba oa my Baby tena tyyy
ka raha tody tsora-pahavaratra ikija
tsy ataoko an-kivy zany
fa ianao no anton-dihy
raha sendra oe maizina ka tratra ariva
aza manahy fa mbola ho avy aho satria

Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e
Ela lotra izay ei ei e

Hafalina tsy omby tratra e e
ei ei ei eeeeeh

Partager mbola mahatsiaro

Commenter mbola mahatsiaro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Odyai