4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Peratra - Tsiakoraka

Peratra



Omeko anao ity peratra ity

Atolotro anao anio satria

Fony isika niara-dia , niara-dia

Nivoady ho doria



Omeko anao koa zay efa natao

Ireo lasantsika na dia kilalao

Ireo lasantsika manomboka anio, manomboka anio

Jereo sy tadidio



Zay efa nangina avelao tsy hifoha

Ireo hafaliana niarahantsika roa

Tonga ilay andro amerenana indray

Ilay teny hoe : mandrakizay



Omeko anao ity peratra ity

Atolotro anao ity foko efa tia

Matokia fa ny fiainantsika roa

Ho lamban’akoho

Na ho ratsy na ho soa

Partager peratra

Commenter peratra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsiakoraka