4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sabotsy alina - Kiaka

Tsisy atao, andro harivariva
Tanora maro ety
Mifanotoana hiara-mikorana
Eny rehetra eny
Hanala azy, week-end ny andro
Kirimba sy boite de nuit
Hisotrosotro ; ny sasany tena mamo
Faly sambatra èry

Revy e ! miodina mirevy e !
Toa tsy mety vita
Mihamamy hatrany

Ny revy atao, toa tsy mety ho lany
Fa vao maika miampy
Bek’s, sipa kely, whisky e !
Falofaly ery
Tsy hita akory lasa ilay fotoana
Tonga ny maraina
Malaina hody, hamonjy ny akany
Okay, sur daholo ry leity ry leity e !

KIAKA

Partager sabotsy alina

Commenter sabotsy alina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite