4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - Kiaka

       Sambatra ireo mihaina amin'ny fitia
       Fa mifaly foana hatrany
       Mifampijery, mifanoroka avy eo
       Fahafinaretana tsy misy ohatr'izany
               Ny fiainan'olombelona raha tsy misy fitia
               Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
               Hatanorana voninkazo no mitsapa ao am-pony
               Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
                        Hianao no heriko (tiako ianao)
                        Hianao irery (tiako ianao)
                        Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
                        Amin'izao (dieny mbola eto an-tany)                           

Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite