4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra ianao - BARIJAONA

Sambatra ianao raha nahay nanadino

Ireo andro efa lasa navalon’ny taona

Sambatra ianao fa tonga tsy nino

Ny dina izay nisy ka dia afa-tsaona

Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy

Ireo dinam-pitia nifanaovantsika

Niserana ihany ny vetsom-panahy

Irony hafanana dia toa nangatsiaka



Ny lalanareo no tsarotsaroana

Ny alokareo tsy hay adinoina

Ny anay irony lasa toa vao aninkeo

Handrasakofaty vao maika tsaroana

Partager sambatra ianao

Commenter sambatra ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite