Fitiavana mandrakizay é
no omeko anao
fitiavana tsy misy fetra
ka ho doria
fitiavana mandrakizay é
amin-kitsipo
Ka hoentin-tsik’ anatrehan’ Andriamanitra
Ny fitiavan’i Kristy
no natolony antsika
dia toy izany koa no hanolorako
ny fitiavako mba ho anao
Ka hoy ny tenin’ i Kristy
tamintsika
izao no didiny
ka omeko anareo
mifankatiava! ianareo
mba hafantarany é e!
fa mpianatro ianareo
Réf/