Iny zareo mivady é
dia i Maria sy i Josefa
mba hitady izay toerana
mba hiterahan’ i Maria an’ I Zanak’Andriamanitra
Tsy mba nisy anefa, nanôkatra trano
f’ any faran-kevitra; dia hiteraka
an-tranon’ aômby
Izy efa teraka
akô ah! Betilehama akô ô
zare mpiamby ondry
nozakain’ ireo Anjely an-jegny vôlôngany
Ke mifalia antsika jiaby
f’ efa tonga ’lay Mesia
ke andao andeha akany
fô izy ’lay MPanjakan-tany
GLORIA GLORIA IN EXCELSIS DEO
GLORIA GLORIA IN EXCELSIS DEO
Vignitra i Herôda izy koa naregny an’i Jesoa teraka é
naripany aby arô reo zaza madinika
takô ta-Betilehema tao
Fa i Jesoa ouuuouu
efa nentin’i Josefa nilefa tany Egipta
mba ho tanteraka izay voalazan’ ny
Mmpaminany hoe:"Avy any Egypta no niantsoako ny Zanako "
GLORIA GLORIA IN EXCELSIS DEO
GLORIA GLORIA IN EXCELSIS DEO