Ianao no ianteherako
ianao no vatolampiko
Jesoa zoky fahamarinana ô ô
Ny fiainako ny asako ny vavako
dia tsinontsinona
raha tsy eo ianao manentana ahy
hiezaka aho ho tonga mpianatrao tokoa
misaotra indrindra, misaotra Jesoa
Raha sendra adim-piainana
raha tojo fahoriana
dia ianao mba hifikirako
Réf...