4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Indray andro any - 'Zay

Niondrika ianao tsy nahajery ahy

nilaozan’olo-tiana ka mangahiahy

ilay tavanao kotsan-dranomaso

manantona aty avia etsy hofafako (2fois)



Ireo tambitambinao ireo safosafonao

nataonao tamin’ny fo tam-pitiavana avokoa

ka tsy hanenenanao satria tsara ireo natao

indray andro any izy indray no hitomany anao



Ilay fonao mbola tia tsy haiko atao ahoana

saino koa fa mandeha ihany ny fotoana

izy anie efa lasa tamana any an-kafa tsy aleo ve manorim-piainana vaovao( 3fois)

Partager indray andro any

Commenter indray andro any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'Zay

Suite