4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hatramin'izao - 'zay

Ho tsahiviko androany
Ilay andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra
Samy nirintona
Dia tapaka teo, ‘lay tantara
Nofaranana fa hoe :
Tsy anjara !

Ref : Hatramin’izao aho tsy mety mino
Fa hoe iza sy ianao hifanadino
Ka hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy hokoboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery.

Partager hatramin'izao

Commenter hatramin'izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'zay

Suite