4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mitamberina - 'Zay

Ireo masoko nitopy teny aminao

No nanjary pitik’afo tanatiko tao

Ka nahatonga ny eritreritro niantefa

Tamin’ireo efa vita sy ireo efa



Ireo soa niarahana no toa tsarona

Ka nanetsika indray ilay fo

Nefa nampanginiko izy tsy hilaza

Ny hamerenany ireo lasa nandratra



Ref : Fahatsiarovana niserana nandalo

Tsy hamerenana ireo lasa nampimalo

Fa raha ny antsika : Aza asiana teny intsony !

Fantatrao, tsy azo averina intsony !





http://tarikazay.alterlinks.com/

Partager mitamberina

Commenter mitamberina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'Zay

Suite