4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andeha isika hidera - BETTY

Andeha isika hidera, ny anaran’ilay Tsitoha

Fa ny zavatra rehetra, dia avy aminy avokoa

Izy koa no nanome, izao andro anio izao

Nohon’ny fitiavan-dehibe, izay nomeny ho ahy sy ho anao



Fiverenana :

Mifohaza, mitsangana

Hitafio ny herinao

Fa hoy ny Tompo mandehana

amin’izao tontolo izao

Ka hambarao fa Jesoa Kristy

Famonjena ho ahy sy ho anao.


Partager andeha isika hidera

Commenter andeha isika hidera

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY