4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka - BETTY

Apetrako eo am-pelatananao

Ny fiainako Ray,  mba ho aminao



Izay faniriako, efa fantatrao

Ny hany tiako, hotantananao



Ianao no mpiambina ahy

Hery sy tanjako

Ny vavaka asandratro anao

Ny vavaka asandratro anao



Raha lavitra anao mety ho potraka

Tompo o! ampio aho tsy ho trotraka



Aoka hitoetra ny fitiavana

Mba hitomboan’ny fahasoavana





Betty 2006

Partager vavaka

Commenter vavaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY