4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako foana - Johary

        

Ireo nantenaina rehetra taminao

Dia rava tsy nahafa-po o o o

Na tsara, na ratsy izay rehetra natao

Najainao izy, mbola ao

’Zaho anie namoy ny rehetra ho anao

koa raha tsy mety izany

dia hojereko ihany

Ilay efa sasa-niandry



Fiv : Dia hotiaviko izy, hotiaviko

       efa tsy ho ahy ihany ianao

       Homeko azy izay tokony ho anao

       Homeko azy.

       Dia hotiaviko izy, hotiaviko.



Ny fitiavako azy,

tsy maty fa takona ihany

Koa raha miala ianao ô nanaloka tao

Hamiratra izy toa masoandro



Fiv : ....



                    

Partager tiako foana

Commenter tiako foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Johary