4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Very aho akia - Johary

ô!ô!ô!

Very aho akia ,

Raha hifanary fa tsy hiara-dia

ô!ô!ô!

Ianao anie irery tokana fa tsy mba be

       Raha ianao ilay nantenaina hitondra maraina

       No ndeha handeha ;

       Fa izaho hiandry hangaina sy hiombo-taraina

       Ho kivy anie

       ô!ô!ô!...

ô!ô!ô!

Marary akia

Fa very anjavona ilay fitia

Aoka re fa tsy hanindroa hifonako avokoa izay nanjo

        Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa

        Fa tsy mahay  

        Tsy maha-tokana fa mila namana

        Tsara tokoa kay ny miara-dalana

        ô!ô!ô!...

Partager very aho akia

Commenter very aho akia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Johary