4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sombitsombiny - Levelo

Sombitsombiny ihany raha ny tantarako

K'aza manantena hoalavaina intsony

Ny andro lany omaly tsy resaka ny anio

Nofinofy izany ho ahy sy anao

Tsy...tsy... Tsy adalanao

Ny fitiavantsika na ho foana ihany

Rediredy tao aza asiana tomany

Tsy...

Tsy adalanao

Ny fitiavantsika na ho foana ihany

Rediredy tao aza asina tomany

  

Dia hiome...

Dia hiome..

Dia hiome...

Dia hiomehezantsika indray ireny.



Tany efa naleha raha ny any aminareo

Zay tsy handry ny ampitso hodiana any aminao

Mamy angamba ny hirahirantsika teo

Haverina mangina arahin'gitara

Sa...

Sa...

Saingy tsy ambony

Hirahira foana hirahira ihany

Tsy hitondra mankaiza hisy fihafarany

Sa...

Sa...

Saingy tsy ambony

Hirahira foana hirahira ihany

Tsy hitondra mankaiza hisy fihafarany

Dia hiome...

Dia hiome...

Dia hiome...

Dia hiomehezantsika indray ireny.





Haja

Partager sombitsombiny

Commenter sombitsombiny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Levelo