Ô ô ry lahy, zovy no hateza
Ka, mitrakà, mitsikia mihomeheza
Ô ô ry lahy e, fa iny ihany
Te hitoetra, anefa nofinofy zany
Satria mantsy velon-ko faty (2)
Ô, ô ry lahy, zovy no tsy ho lena
Fa ny oran-kavandra, tsy azo fefena
Ö, ô ry lahy e, raha mbola velon’aina
Dia araraoty manao velon’aina
Satria mantsy velon-ko faty (4)
Ô, ô ry lahy e, zovy no hateza
Ka, mitrakà, mitsikia mihomeheza
Ô ô ry lahy e, fa iny ihany
Te hitoetra, anefa nofinofy zany
Satria mantsy velon-ko faty (2)
Ô, ô ry lahy, zovy no tsy ho lena
Fa ny oran-kavandra, tsy azo fefena
Ö, ô ry lahy e, raha mbola velon’aina
Dia araraoty manao velon’aina
Satria mantsy velon-ko faty (4)