Ry tompo (2)
Omeo hery aho
Ho entiko hanompo (2)
Ny anaranao
Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny fitiava-tena
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho ry tompo
Ry raiko (2)
Omeo toromarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry tompo.