Io lay sambo de Gera
Nentin’i dada
Niady tany an-dafy an ! (2)
Misy vazaha mena sofina be iray
Mitondra ny sambo an ! (2)
E ! e ! e ! e ! (2)
Io lay sambo de Gera
Nentin’i dada niady tany an-dafy an !
Tokana (3), sisa tavela .
Io lay kiraro de Gera
Nentin’i dada niady tany an-dafy an ! (2)
Tokana (3), sisa tavela.
E ! e ! e ! e ! (2)
Io lay ankanjo de Gera
Nentin’i dada niady tany an-dafy an ! (2)
Feno (3), dia na-bala (2)
E ! e ! e ! (3)
Maty izy baba ka maty izy neny (2)