Tongava aty, aty
Fa malahelo aho
Tsy andriko akia, akia
’Lay fotoana hiaonantsika
Marary ny andoha
Sy ny fo, ’lay namanao
Tsy mety matory
Fa dia ho mipitrapitra eo
Fiv:Ô mila anao akaiky akaikiko aho
Ô mila tambitamby akia eo ’zaho
Ô milanao akaiky akaikiko aho
Ô mila tambitamby akia eo zaho
Eto aho miandry anao
Rahoviana ihany, no aty no aty
Sao ela loatra ah?
Izaho mankafy(2)
Ny fitiavana anao ô
Fa marary ny loha
Sy ny fo fa malahelo ô
Tsy mety matory
Fa de ho mipitrapitra ee
Aiza ianao ô ô(4)
Tsy mahasaraka ’zah malala ah
(2x) Tsy mahasaraka ’zah malala ah
Avelao ity anao ’zah malala ah
Avelao ity anao ’zah malala ah
Fiv: ...