4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antso - Melky

Isaky ny mba hiteny aho dia mihaotra
Isaky ny mba hilaza aho dia matahotra
Efa impiry impiry moa, f'ankehitriny izao
Hanolo tena ho an'i Jesoa Mpamonjy aho fa olom-baovao

Ny andro androany no hilazako amin'i Jesoa fa hanompo azy aho
Ny andro androany no hilazako amin'i Jesoa fa hanaja azy aho
Ka ny andro androany no hilazako amin'ny Tompo fa
Izy irery, Izy irery iany
Hanolo tena ho an'Jesoa Mpamonjy aho fa olom-baovao

Jesoa inty aho, Jesoa fa vonona aho
Hanolo tena ho anao, raiso ty mpanomponao
ooooooo

FIV:Tompo o,Andriamanitro ianao
Hanaja Anao amin'ny fo sy saina, fanahy (2)
N'aizan'aiza misy ahy

Ny androko rehetra atolotro Azy
Ka ny hazavany no hanjaka
Tsy hisalasala intsony aho ny hanantona azy izao*Hanolo tena ho an'i Jesoa Mpamonjy aho fa olom-baovao

Ny andro androany...fa olom-baovao

Jesoa inty aho...raiso ty mpanomponao

FIV:Tompo o...(2)

Partager antso

Commenter antso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite