1. Aiza (2) ry aiko
No hahita toa anao
Tsy misy hafa mahasolo anao
Tsy mahita tsy misy hatram’izao
Fiv. Aza manahy (2) f’ianao no tiako
Tsy misy haharombak’ahy
Aza manahy fa ianao ihany
Tsy laing’izany tsy misy fitaka
2. Aoka (2) ho tsapanao fa
Sarotra ny tsy anilanao
Atao ahoana ny hahafoy anao
Tsy haiko izany fa tsy misy toa anao.