4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mila tambitamby - Melky

Tongava aty, aty

Fa malahelo aho

Tsy andriko akia, akia

’Lay fotoana hiaonantsika

Marary ny andoha

Sy ny fo, ’lay namanao

Tsy mety matory

Fa dia ho  mipitrapitra eo

Fiv:Ô mila anao akaiky akaikiko aho

       Ô mila tambitamby akia eo ’zaho

       Ô milanao akaiky akaikiko aho

       Ô mila tambitamby akia eo zaho

       Eto aho miandry anao

Rahoviana ihany, no aty  no aty

Sao ela loatra ah?

Izaho mankafy(2)

Ny fitiavana anao ô

Fa marary ny loha

Sy ny fo fa malahelo ô

Tsy mety matory

Fa de  ho mipitrapitra ee

             Aiza ianao ô ô(4)

             Tsy mahasaraka ’zah malala ah

(2x)     Tsy mahasaraka ’zah malala ah

             Avelao ity anao ’zah malala ah

             Avelao ity anao ’zah malala ah



      Fiv: ...


Partager mila tambitamby

Commenter mila tambitamby

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite