4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Anao tiako - Melky

Anao tiako ô !
Ao amin’ny foko ianao
Tsy fatanitany fa tiako ô!
Mitepo aminao ty foko ô!
Anao tsy alako fa mamiko ô!
Izaho tsy hiala aminao
Na hanalavitra anao
Mangina ny tontoloko
Raha vao tsy ao ianao
Marary izaho
Izaho matoky anao ô!
Tsy misy ahiahy
Antsika mifankatia
Mifanaiky ho doria fa hiara-dia x2
Anao tiako ô!
Izaho mila anao akaiky eto ô!
Anao tiako ô!
Izaho te hikorana aminao ela
Anao tiako ô!
Izaho mino anao sy manantena
Anao tiako ô!
Mamiko sady tiako
Ilay tambitamby,
No tena tsy foko malala ô!
Fa manome aina izaho ô!
Rava aminao ty foko ô!
Anao Tsy alako fa mamiko
Ny fiainana tsy ho rava
Mameno ny tontoloko
Ny fisianao masoandro vao
Izaho matoky anao ô!

Melky: Anao tiako ô!

Partager anao tiako

Commenter anao tiako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite