4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza adino - Melky

Lavitra aho baba

Lavitra aho neny

Zaho irery aty,

Zaho tsy maintsy mianatra



Lavitra anao

Lavitra aty

Zaho irery aty,

Zaho tsy maintsy mianatra

an an an an



Manina aho manirery

Aty an-tanin’olona

An an an

Malahelo malahelo

Mba tsarovy Mba tsarovy

    

Fiv(3x):Aza adino

              Aza manadino

              Aza adino Tiako ô

              Aza adino zaho baba



Rehefa ela dada

Efa ela neny

No tsy nihaonan-tsika

Mbola manirery

Zaho irery aty, Zaho irery foana

Toa mahatsiaro very

Zaho tsy maintsy mianatra

an an an an



Zaho irery zaho irery

Aza avela hangatsika

an an an

Manimanina anao ô

Tsy ho adino , tsy ho adino



Fiv(3x)

Partager aza adino

Commenter aza adino

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite