4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aiza ianao ? - MENDRIKA

Toa variana tsy ahitan-teny firy

Mitazatazana ilay olona izay

Nandeha lavitra ary nankaiza izy ?

Ory ny fo ny saina ny fanahy





REFRAIN

Aiza ianao ? aiza ianao ?

Mijaly irery ity malalanao

Aiza ianao ? aiza ianao ?

Malahelo mitomany anao

Oh ! Oh ! Oh ! Oh !



Tiako ianao , tiako ianao

Ianao irery no tiako eto an-tany

Tiako ianao , tiako ianao

Fitiavana manja hatrany hatrany



Indreo tanora lahy sy vavy maro

MPinamana tsy mifankafoy aok’izany

Mitakoritsika mandihy mivazo

Falifaly ery mahalasa vinany



Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Espérant

Partager aiza ianao ?

Commenter aiza ianao ?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MENDRIKA