4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fiverenanao - MENDRIKA

Indrisy manjombona ny voahary

Nidify ’lay masoandro fifaliana

Nanjavon’irony hasambarako omaly

Hany hery dia nitady fitoniana



Fiv:

Tsarovy ny mandao an-tsokosoko

Fa mbola tia anao ny foko

N’aiza n’aiza misy anao

Dia miandry (ny fiverenanao) 2



Zaho ontsa tsy hita izay atao

Nahondranao any ’lay fitia

Voatery tsy maintsy, tsy maintsy hifandao

Satria io no lahatra mandidy

Partager ny fiverenanao

Commenter ny fiverenanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MENDRIKA