4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Parapapampa - MENDRIKA

Manahirana leroa ah

Ny mijery an’ity tany tsara

Olana atsy sy eroa Gasikara ah

Manahira leiry eh

Ny mijery an’ity tany manja

Olana atsy sy ery eh! be tantara



Mifohaza amin’izay eh

Fa mihetsika ny iray tanàna

’Zay miseho milay eh

Tsy hihanahana ah



Parapapampa (3)

Eh! mifohaza amin’izay eh!

Parapapampa (3)

Eh! ny vadiko izay eh!



Manahirana leroa ah

Ny mijery an’ity tany tsara

Olana atsy sy eroa Gasikara ah

Manahira leiry eh

Ny mijery an’ity tany manja

Olana atsy sy ery eh! be tantara

Partager parapapampa

Commenter parapapampa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MENDRIKA